Joba 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ao amin’Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery,+Ary manana ny heviny izy sady mahira-tsaina.+ Salamo 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia inona moa izay olombelona mety maty+ no tsaroanao?+Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+ Isaia 40:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Iza anefa no azonareo ampitovina amiko, ka lasa hitovy aminy aho?”, hoy Ilay Masina.+ Isaia 55:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany,+ ny haavon’ny lalako raha oharina amin’ny lalanareo,+ sy ny hevitro raha oharina amin’ny hevitrareo.+
13 Ao amin’Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery,+Ary manana ny heviny izy sady mahira-tsaina.+
4 Dia inona moa izay olombelona mety maty+ no tsaroanao?+Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+
9 “Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany,+ ny haavon’ny lalako raha oharina amin’ny lalanareo,+ sy ny hevitro raha oharina amin’ny hevitrareo.+