Genesisy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary niteny taminy tao amin’ny nofy Andriamanitra hoe: “Izaho koa mahafantatra fa tamin’ny fo madio no nanaovanao izao,+ ka nosakanako tsy hanota amiko ianao.+ Koa izany no tsy namelako anao hikasika azy.+ Matio 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nampitandreman’Andriamanitra+ tamin’ny nofy anefa izy ireo mba tsy hiverina tany amin’i Heroda, ka lalan-kafa no nandehanany nody tany amin’ny taniny. Matio 27:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ankoatra izany, raha mbola nipetraka teo amin’ny toeram-pitsarana i Pilato, dia nisy olona nirahin’ny vadiny hilaza taminy hoe: “Aza miditra amin’ny raharaha momba an’io olo-marina+ io ianao, fa nijaly be aho androany rehefa nanonofy+ azy.”
6 Ary niteny taminy tao amin’ny nofy Andriamanitra hoe: “Izaho koa mahafantatra fa tamin’ny fo madio no nanaovanao izao,+ ka nosakanako tsy hanota amiko ianao.+ Koa izany no tsy namelako anao hikasika azy.+
12 Nampitandreman’Andriamanitra+ tamin’ny nofy anefa izy ireo mba tsy hiverina tany amin’i Heroda, ka lalan-kafa no nandehanany nody tany amin’ny taniny.
19 Ankoatra izany, raha mbola nipetraka teo amin’ny toeram-pitsarana i Pilato, dia nisy olona nirahin’ny vadiny hilaza taminy hoe: “Aza miditra amin’ny raharaha momba an’io olo-marina+ io ianao, fa nijaly be aho androany rehefa nanonofy+ azy.”