Ohabolana 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha izany no ataony, anaka, dia aza miara-dalana aminy.+ Ampanalaviro ny lalany ny tongotrao.+ Ohabolana 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza mankany amin’ny lalan’ny ratsy fanahy,+ aza mamantana any amin’ny lalan’ny olon-dratsy.+