Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Romanina 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Inona àry no holazaintsika? Misy tsy rariny ve amin’Andriamanitra?+ Sanatria izany! Hebreo 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+