Salamo 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza manafina ny tavanao amiko.+Aza roahina amin-katezerana ny mpanomponao.+Aoka ianao hanampy ahy.+Aza mahafoy na mandao ahy, ry Andriamanitra mpamonjy ahy ô!+ Salamo 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nataonao mafy orina ny tendrombohitro.+Nanafina ny tavanao ianao, ka very hevitra aho.+
9 Aza manafina ny tavanao amiko.+Aza roahina amin-katezerana ny mpanomponao.+Aoka ianao hanampy ahy.+Aza mahafoy na mandao ahy, ry Andriamanitra mpamonjy ahy ô!+
7 Jehovah ô, noho ny fankasitrahanao dia nataonao mafy orina ny tendrombohitro.+Nanafina ny tavanao ianao, ka very hevitra aho.+