Joba 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Tena maharikoriko ahy ny aiko!+Hamoaka ny fitarainako aho,Ary hiteny ao anatin’ny fahoriam-poko. Joba 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia fantaro fa Andriamanitra no namitaka ahy,Ary efa nakatony tamiko ny fandrika harato.+