Salamo 146:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miala ny ainy,+ ary miverina amin’ny tany nakana azy izy,+Ka androtr’iny ihany, dia foana ny eritreriny.+ Mpitoriteny 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+ Isaia 57:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mahita fiadanana+ izy. Samy hiala sasatra+ eo amin’ny farafara vato+ ireo mifikitra amin’ny fahitsiana.+
4 Miala ny ainy,+ ary miverina amin’ny tany nakana azy izy,+Ka androtr’iny ihany, dia foana ny eritreriny.+
10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+
2 Mahita fiadanana+ izy. Samy hiala sasatra+ eo amin’ny farafara vato+ ireo mifikitra amin’ny fahitsiana.+