FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Zavatra iray ihany no izy, ka izao no teniko:

      ‘Samy haringany ihany na ny tsy manan-tsiny na ny ratsy fanahy.’+

  • Salamo 73:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Very maina mihitsy ny nanadiovako ny foko,+

      Sy ny nanasako ny tanako ho porofo fa tsy manan-tsiny aho.+

  • Malakia 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Nilaza ianareo hoe: ‘Tsy misy dikany ny hanompoana an’Andriamanitra.+ Ary inona moa no mba soa noraisintsika tamin’isika nanao adidy taminy, sy nandeha tamin’alahelo noho ny amin’i Jehovah Tompon’ny tafika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara