Salamo 18:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Miantso vonjy ireny nefa tsy misy mpamonjy,+Eny, miantso an’i Jehovah ireny nefa tsy valiany.+ Ohabolana 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hiantso ahy foana izy amin’izay, fa tsy hamaly aho,+ ary hitady ahy foana izy, nefa tsy ho hitany aho,+
28 Hiantso ahy foana izy amin’izay, fa tsy hamaly aho,+ ary hitady ahy foana izy, nefa tsy ho hitany aho,+