2 Mitovy ny manjo ny olon-drehetra.+ Mitovy ny iafaran’ny+ marina+ sy ny ratsy fanahy,+ ny tsara fanahy sy ny madio ary ny tsy madio, ny manao sorona sy ny tsy manao. Mitovy ihany ny tsara fanahy sy ny mpanota,+ ary mitovy koa ny manao fianianana sy ny matahotra ny hanao fianianana.+