1 Samoela 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao teny an’avona loatra ianareo,Aoka tsy hisy teny tsy voahevitra haloaky ny vavanareo,+Fa Andriamanitry ny fahalalana i Jehovah,+Ary izay atao dia tombanany+ ara-drariny. Joba 37:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fantatrao ve ny mahatonga ny rahona hihevaheva,+Izay asa mahatalanjon’Ilay tonga lafatra amin’ny fahalalana?+
3 Aza manao teny an’avona loatra ianareo,Aoka tsy hisy teny tsy voahevitra haloaky ny vavanareo,+Fa Andriamanitry ny fahalalana i Jehovah,+Ary izay atao dia tombanany+ ara-drariny.
16 Fantatrao ve ny mahatonga ny rahona hihevaheva,+Izay asa mahatalanjon’Ilay tonga lafatra amin’ny fahalalana?+