Salamo 33:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny mason’i Jehovah mitsinjo an’izay matahotra azy,+Dia ireo miandry ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+ Salamo 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+
18 Ny mason’i Jehovah mitsinjo an’izay matahotra azy,+Dia ireo miandry ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+ Salamo 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+