Isaia 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha tsy manaiky+ kosa anefa ianareo fa mikomy, dia ho lanin’ny sabatra. Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+ Romanina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ho an’ireo tia mifanditra+ sy tsy mankatò ny fahamarinana+ fa mankatò ny tsy fahamarinana kosa, dia fahavinirana sy fahatezerana,+
20 Raha tsy manaiky+ kosa anefa ianareo fa mikomy, dia ho lanin’ny sabatra. Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+
8 ho an’ireo tia mifanditra+ sy tsy mankatò ny fahamarinana+ fa mankatò ny tsy fahamarinana kosa, dia fahavinirana sy fahatezerana,+