Salamo 55:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+
23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+