Eksodosy 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tamin’izay, dia nanao izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny zanak’Israely:+ “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.+ Apokalypsy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+
15 Tamin’izay, dia nanao izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny zanak’Israely:+ “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa nisandratra avo dia avo izy.+Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.+
3 Dia nihira ny hiran’i Mosesy+ mpanompon’Andriamanitra sy ny hiran’ny Zanak’ondry izy ireo,+ nanao hoe: “Lehibe sady mahagaga ny asanao,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra.+ Mahitsy sy marina ny lalanao,+ ry Mpanjakan’ny mandrakizay.+