8 Ilay Mpanao ny antokon-kintana Kimaha+ sy ny antokon-kintana Kesila,+ Ilay manova ny haizim-pito+ ho maraina, Ilay manao ny andro ho maizina toy ny alina,+ Ilay miantso ny ranon’ny ranomasina mba handrarahana azy eto ambonin’ny tany,+ dia Jehovah no anarany.+