Salamo 18:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Manafaka ahy tsy ho azon’ny fahavalo tezitra izy.+Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+ Salamo 144:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa ianao no mamonjy mpanjaka,+Sy manafaka an’i Davida mpanomponao amin’ny sabatra mahafaty.+
48 Manafaka ahy tsy ho azon’ny fahavalo tezitra izy.+Hanandratra ahy ho ambonin’izay mitsangana hanohitra ahy ianao,+Ary hanafaka ahy amin’ny olona mahery setra.+