Jakoba 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary ny manankarena+ satria mietry. Ho levona toy ny vonin’ny ahitra+ mantsy ny manankarena. 1 Petera 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+
24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+