Salamo 55:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa izy no hanohana anao.+Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+ Ohabolana 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ankino amin’i Jehovah+ ny asanao, dia hahomby izay kasainao.+
22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+Fa izy no hanohana anao.+Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+