Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+ Filipianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo,+ amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana+ mbamin’ny fisaorana. 1 Petera 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ary apetraho aminy daholo izay rehetra mampanahy anareo,+ satria miahy anareo izy.+
33 “Katsaho foana àry aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany,+ dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
6 Aza manahy na amin’inona na amin’inona,+ fa amin’ny zava-drehetra, dia ampahafantaro an’Andriamanitra ny fangatahanareo,+ amin’ny alalan’ny vavaka sy ny fitalahoana+ mbamin’ny fisaorana.