Salamo 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fantatr’i Jehovah mantsy ny lalan’ny olo-marina,+Fa ny lalan’ny ratsy fanahy kosa ho foana.+ 2 Timoty 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa mbola mijoro ihany ny fototra mafy nataon’Andriamanitra,+ ka manana izao tombo-kase izao: “Fantatr’i Jehovah ny azy”,+ ary koa: “Aoka hiala amin’ny tsy fahamarinana+ izay rehetra manonona ny anaran’i Jehovah.”+
19 Fa mbola mijoro ihany ny fototra mafy nataon’Andriamanitra,+ ka manana izao tombo-kase izao: “Fantatr’i Jehovah ny azy”,+ ary koa: “Aoka hiala amin’ny tsy fahamarinana+ izay rehetra manonona ny anaran’i Jehovah.”+