-
Jeremia 20:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Fa efa reko ny fanaratsian’ny maro+ ahy. Manjaka hatraiza hatraiza ny tahotra. “Mitenena, mba hahafahanay hiteny hiampanga azy.”+ Miandry ny hahasolafaka ahy ny olona rehetra izay miseho ho tsara fihavanana amiko.+ Hoy izy ireo: “Ho voafitaka angamba izy,+ ka ho resintsika ary hotanterahintsika ny valifatintsika aminy.”
-