Salamo 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mihirà hira vaovao ho azy.+Tendreo araka izay fara fahaizanareo ny zavamaneno, ary manaova horakora-pifaliana.+ Salamo 98:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa mahagaga ny zavatra nataony.+Mahavonjy ny tanany ankavanana, eny, ny sandriny masina.+ Salamo 113:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 113 Miderà an’i Jah!+Manaova fiderana, ry mpanompon’i Jehovah.+Derao ny anaran’i Jehovah.+
3 Mihirà hira vaovao ho azy.+Tendreo araka izay fara fahaizanareo ny zavamaneno, ary manaova horakora-pifaliana.+
98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa mahagaga ny zavatra nataony.+Mahavonjy ny tanany ankavanana, eny, ny sandriny masina.+