Salamo 80:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ranomaso no ataonao sakafony,+Ary ranomaso mandriaka no ampisotroinao azy.+ Salamo 102:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa lavenona no hohaniko toy ny mofo,+Ary mifangaro ranomaso ny zavatra sotroiko,+