Deoteronomia 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+ Nehemia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hoy aho: “Ry Jehovah Andriamanitry ny lanitra ô! Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana ianao.+ Manaja ny fifanekena+ nifanaovanao tamin’ireo tia anao+ sy ireo mitandrina ny didinao+ ianao, sady maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’izy ireo. Salamo 76:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hataony tsinontsinona ny reharehan’ny mpitarika,+Ary atahoran’ny mpanjakan’ny tany izy.+
21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+
5 Dia hoy aho: “Ry Jehovah Andriamanitry ny lanitra ô! Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana ianao.+ Manaja ny fifanekena+ nifanaovanao tamin’ireo tia anao+ sy ireo mitandrina ny didinao+ ianao, sady maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’izy ireo.