FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 7:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Rehefa nandre izany ny olona rehetra sy ny mpamory hetra, dia nanambara fa marina+ Andriamanitra. Natao batisa tamin’ny batisan’i Jaona mantsy izy ireo.+

  • Apokalypsy 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 satria marina sy mahitsy ny fitsarany.+ Fa izy nampihatra ny didim-pitsarany tamin’ilay mpivaro-tena lehibe, izay nanimba ny tany tamin’ny fijangajangany. Namaly ny ran’ny mpanompony nalatsaky ny tanan-dravehivavy koa izy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara