18 Haka hysopa+ ny lehilahy iray madio,+ dia hanatsoboka izany ao amin’ilay rano, ka hamafy ilay rano amin’ny tranolay sy ny fitaovana rehetra ary ny olona rehetra tao, ary koa amin’ilay nikasika taolam-paty na nikasika olona matin-tsabatra na faty na fasana.