Salamo 18:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Manao asa famonjena lehibe ho an’ny mpanjaka voatendriny izy,+Ary maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’ny voahosony,+Dia i Davida sy ny taranany, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Salamo 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny ho ela velona no nangatahiny taminao, dia nomenao azy izany.+Nataonao lava andro iainana tokoa izy, eny, mandrakizay mihitsy aza.+ Salamo 72:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany!+Hihamalaza anie ny anarany raha mbola misy koa ny masoandro,Ary aoka ny olona hanao izay hahazoana fitahiana amin’ny alalany!+Aoka ny firenena rehetra hilaza hoe: “Sambatra izy.”+
50 Manao asa famonjena lehibe ho an’ny mpanjaka voatendriny izy,+Ary maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’ny voahosony,+Dia i Davida sy ny taranany, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
4 Ny ho ela velona no nangatahiny taminao, dia nomenao azy izany.+Nataonao lava andro iainana tokoa izy, eny, mandrakizay mihitsy aza.+
17 Haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany!+Hihamalaza anie ny anarany raha mbola misy koa ny masoandro,Ary aoka ny olona hanao izay hahazoana fitahiana amin’ny alalany!+Aoka ny firenena rehetra hilaza hoe: “Sambatra izy.”+