2 Samoela 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy hihozongozona eo anatrehanao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandriananao.”’”+ Salamo 41:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Manohana ahy ianao satria tsy mivadika aminao aho,+Ary hataonao eo anatrehanao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+
16 Tsy hihozongozona eo anatrehanao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandriananao.”’”+
12 Manohana ahy ianao satria tsy mivadika aminao aho,+Ary hataonao eo anatrehanao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+