FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Aza mifehy tena tsy hiantra ahy, Jehovah ô!+

      Hiaro ahy mandrakariva anie ny hatsaram-panahinao feno fitiavana sy ny fahamarinanao!+

  • Salamo 57:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Hanampy ahy avy any an-danitra izy ka hamonjy ahy.+

      Hataony misahotaka tokoa izay mitady handrapaka ahy.+ Sela.

      Haniraka ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny fahamarinany Andriamanitra.+

  • Salamo 143:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ataovy mangina ny fahavaloko,+ noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.

      Aringano izay rehetra te hanisy ratsy ahy,+

      Fa mpanomponao aho.+

  • Ohabolana 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hatsaram-panahy sy fahamarinana no miaro ny mpanjaka,+ ary hatsaram-panahy no mampaharitra ny seza fiandrianany.+

  • Mika 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hasehonao ny fahamarinana nasehonao tamin’i Jakoba, sy ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehonao tamin’i Abrahama, dia izay nianiananao tamin’ny razanay, hatramin’ny taloha ela be.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara