Salamo 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mba hahafahan’ny voninahitro hihira fiderana ho anao, fa tsy hangina fotsiny.+Jehovah Andriamanitro ô, hidera anao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+ Salamo 145:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka+ ô,Ary hidera ny anaranao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+ Salamo 146:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hidera an’i Jehovah aho mandritra ny androm-piainako.+Hihira fiderana ho an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.+
12 Mba hahafahan’ny voninahitro hihira fiderana ho anao, fa tsy hangina fotsiny.+Jehovah Andriamanitro ô, hidera anao mandritra ny fotoana tsy voafetra aho.+
145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka+ ô,Ary hidera ny anaranao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+
2 Hidera an’i Jehovah aho mandritra ny androm-piainako.+Hihira fiderana ho an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.+