Salamo 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy amin’i Jehovah ny famonjena.+Mitahy ny olonao ianao.+ Sela. Salamo 37:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina,+Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+ Salamo 68:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hisaorana anie i Jehovah, izay mitondra ny entantsika isan’andro,+Eny, ilay Andriamanitry ny famonjena antsika!+ Sela. Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina,+Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+
19 Hisaorana anie i Jehovah, izay mitondra ny entantsika isan’andro,+Eny, ilay Andriamanitry ny famonjena antsika!+ Sela.
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+