Matio 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rehefa nirahiny nankany Betlehema ireo, dia nilazany hoe: “Mandehana, karohy tsara ilay zaza, ary rehefa hitanareo izy, dia ilazao aho mba handehanako hiankohoka eo anatrehany koa.”+
8 Rehefa nirahiny nankany Betlehema ireo, dia nilazany hoe: “Mandehana, karohy tsara ilay zaza, ary rehefa hitanareo izy, dia ilazao aho mba handehanako hiankohoka eo anatrehany koa.”+