Mpitsara 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nataon’i Jehovah nifanaritaka+ i Sisera sy ny kalesin’adiny rehetra ary ny tobiny rehetra, ka matin’ny lelan-tsabatra teo anoloan’i Baraka izy ireo. Dia nidina niala tamin’ny kalesiny i Sisera, ka nihazakazaka nandositra.
15 Ary nataon’i Jehovah nifanaritaka+ i Sisera sy ny kalesin’adiny rehetra ary ny tobiny rehetra, ka matin’ny lelan-tsabatra teo anoloan’i Baraka izy ireo. Dia nidina niala tamin’ny kalesiny i Sisera, ka nihazakazaka nandositra.