Salamo 136:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 136 Misaora an’i Jehovah, fa tsara izy:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+ Lioka 1:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Hatramin’ny taranaka fara mandimby ny famindram-pony, dia amin’izay matahotra azy.+
136 Misaora an’i Jehovah, fa tsara izy:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+ Lioka 1:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Hatramin’ny taranaka fara mandimby ny famindram-pony, dia amin’izay matahotra azy.+