Lioka 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Diniho tsara ange ny goaika+ e! Tsy mamafy na mijinja ireny, sady tsy manana sompitra na trano fitehirizam-bokatra, kanefa Andriamanitra mamelona azy. Tsy sarobidy lavitra noho ny vorona ve ianareo?+
24 Diniho tsara ange ny goaika+ e! Tsy mamafy na mijinja ireny, sady tsy manana sompitra na trano fitehirizam-bokatra, kanefa Andriamanitra mamelona azy. Tsy sarobidy lavitra noho ny vorona ve ianareo?+