Asan’ny Apostoly 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ka nanafaka azy tamin’ny fahoriany rehetra, ary nanao izay hahazoany sitraka sy hananany fahendrena teo anatrehan’i Farao mpanjakan’i Ejipta, izay nanendry azy ho mpitondra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra.+
10 ka nanafaka azy tamin’ny fahoriany rehetra, ary nanao izay hahazoany sitraka sy hananany fahendrena teo anatrehan’i Farao mpanjakan’i Ejipta, izay nanendry azy ho mpitondra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra.+