1 Tantara 16:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Matahora* azy, ry mponin’ny tany manontolo!Mafy orina ny tany lonaka,Ka tsy ho voahozongozona mandrakizay.+ Joba 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mampihorohoro ny tany hiala amin’ny toerany izy,Ka mihozongozona ny andrin’ny tany.+ Salamo 77:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Toy ny feon’ny kodiaran’ny kalesy ny feon’ny kotroka nalefanao,+Ary nanazava ny tany lonaka ny tselatra.+Nihorohoro sy nihovotrovotra ny tany.+ Salamo 97:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nohazavain’ny tselatra nalefany ny tany lonaka.+Nahita izany ny tany ka nanaintaina mafy.+
30 Matahora* azy, ry mponin’ny tany manontolo!Mafy orina ny tany lonaka,Ka tsy ho voahozongozona mandrakizay.+
18 Toy ny feon’ny kodiaran’ny kalesy ny feon’ny kotroka nalefanao,+Ary nanazava ny tany lonaka ny tselatra.+Nihorohoro sy nihovotrovotra ny tany.+