2 Samoela 19:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy i Mefiboseta tamin’ny mpanjaka: “Aleo alainy izy manontolo,+ fa ny mpanjaka tompoko aza efa tonga soa aman-tsara atỳ an-tranony.” Salamo 51:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aoka ianao hanao soa amin’i Ziona, araka izay sitrakao.+Hanorina ny mandan’i Jerosalema anie ianao!+
30 Dia hoy i Mefiboseta tamin’ny mpanjaka: “Aleo alainy izy manontolo,+ fa ny mpanjaka tompoko aza efa tonga soa aman-tsara atỳ an-tranony.”
18 Aoka ianao hanao soa amin’i Ziona, araka izay sitrakao.+Hanorina ny mandan’i Jerosalema anie ianao!+