Salamo 119:110 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 110 Mamela-pandrika hahazoana ahy ny ratsy fanahy.+Tsy mivaona amin’ny didinao anefa aho.+ Salamo 141:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Arovy aho mba tsy ho voaketoky ny fandrika napetrak’izy ireo,+Sy tsy ho azon’ny vela-pandriky ny mpanao ratsy.+
9 Arovy aho mba tsy ho voaketoky ny fandrika napetrak’izy ireo,+Sy tsy ho azon’ny vela-pandriky ny mpanao ratsy.+