Salamo 103:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nataon’i Jehovah mafy orina any an-danitra ny seza fiandrianany,+Ary eo ambany fifehezan’ny fanjakany ny zava-drehetra.+ Salamo 111:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Heni-kaja amam-boninahitra+ ny zavatra nataony,+ו [Vao]Ary maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+
19 Nataon’i Jehovah mafy orina any an-danitra ny seza fiandrianany,+Ary eo ambany fifehezan’ny fanjakany ny zava-drehetra.+