Salamo 107:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa nataony afa-ketaheta ireo main’ny hetaheta,+Ary ny noana kosa novokisany zava-tsoa.+ Salamo 132:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Handrotsahako fitahiana tokoa ny tahirin-tsakafo ao.+Ary hataoko voky hanina ny mahantra+ ao.