FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa iza moa no firenen-dehibe+ manana andriamanitra akaiky azy toa an’i Jehovah Andriamanitsika izay akaiky antsika rehefa antsointsika?+

  • 1 Mpanjaka 18:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Tamin’ny fotoana+ fanolorana ny fanatitra varimbazaha, dia nanatona i Elia mpaminany ka nanao hoe: “Ry Jehovah Andriamanitr’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Israely+ ô! Aoka ho fantatra anio fa ianao no Andriamanitra eo amin’ny Israely,+ ary izaho dia mpanomponao, ka araka ny teninao+ no nanaovako izao zavatra rehetra izao.

  • Salamo 34:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Akaiky an’izay torotoro fo i Jehovah,+

      Ary mamonjy an’izay ketraka.+

  • Jakoba 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo izy.+ Diovy ny tananareo, ry mpanota,+ ary diovy ny fonareo,+ ry mpisalasala.+

  • Joda 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ho an’ilay maharo+ anareo tsy ho tafintohina, sy mahavita mametraka anareo tsy misy tsiny+ eo anatrehan’ny voninahiny, amim-pifaliana lehibe,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara