Salamo 34:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hisaotra an’i Jehovah mandrakariva aho,+Ho eo am-bavako foana ny fiderana azy.+ Salamo 51:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hanokatra an’ireto molotro ireto anie ianao, Jehovah ô,+Mba hideran’ny vavako anao!+ Salamo 71:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny fiderana anao no mameno ny vavako,+Ary ny hatsaranao no ambarako mandrakariva.+ Salamo 89:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 89 Hohiraiko mandritra ny fotoana tsy voafetra ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+Hatramin’ny taranaka fara mandimby no hanambarako fa tsy mivadika ianao.+
89 Hohiraiko mandritra ny fotoana tsy voafetra ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+Hatramin’ny taranaka fara mandimby no hanambarako fa tsy mivadika ianao.+