Salamo 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sao hilaza ny fahavaloko hoe: “Naharesy azy aho!”Ary sao hifaly izy satria lasa mangozohozo aho.+ Salamo 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aoka tsy ho faly amin’ny fahavoazako ireo mitsangana ho fahavaloko tsy amin’antony.+Aoka tsy hifanao pimaso ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+ Salamo 41:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no ahafantarako fa mankasitraka ahy ianao:Tsy manao horakora-pandresena hanakorana ahy ny fahavaloko.+
19 Aoka tsy ho faly amin’ny fahavoazako ireo mitsangana ho fahavaloko tsy amin’antony.+Aoka tsy hifanao pimaso ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+
11 Izao no ahafantarako fa mankasitraka ahy ianao:Tsy manao horakora-pandresena hanakorana ahy ny fahavaloko.+