Salamo 69:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy ho menatra noho ny amiko anie ireo manantena anao,+Ry Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony!+Tsy ho afa-baraka noho ny amiko anie ireo mitady anao,+Ry Andriamanitry ny Israely ô!+
6 Tsy ho menatra noho ny amiko anie ireo manantena anao,+Ry Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony!+Tsy ho afa-baraka noho ny amiko anie ireo mitady anao,+Ry Andriamanitry ny Israely ô!+