Eksodosy 33:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Namaly anefa izy hoe: “Avelako hahita ny hatsaran-toetrako rehetra ianao,+ ary hambarako eo anatrehanao ny anaran’i Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay hankasitrahako aho, sady hamindra fo amin’izay hamindrako fo.”+ Salamo 27:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Inona no ho niafarako raha tsy nino aho hoe hahita ny hatsaran-toetran’i Jehovah eo amin’ny tanin’ny velona?+
19 Namaly anefa izy hoe: “Avelako hahita ny hatsaran-toetrako rehetra ianao,+ ary hambarako eo anatrehanao ny anaran’i Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay hankasitrahako aho, sady hamindra fo amin’izay hamindrako fo.”+
13 Inona no ho niafarako raha tsy nino aho hoe hahita ny hatsaran-toetran’i Jehovah eo amin’ny tanin’ny velona?+