FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nataonareo izay hahakivy ny fon’ny olo-marina noho ny lainganareo,+ nefa izaho aza tsy nanao izay hampalahelo azy akory. Nanome tanana ny ratsy fanahy koa ianareo,+ mba tsy hialany amin’ny lalan-dratsiny ka hitsimbinana ny ainy.+

  • 2 Petera 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mitsiriritra koa izy ireny ka hanararaotra anareo amin’ny teny mamitaka.+ Tsy mitaredretra anefa ny fanamelohana azy ireny izay efa nambara hatry ny ela,+ ary tsy rendremana ny fandringanana azy.+

  • Apokalypsy 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa ny kanosa sy ny tsy manam-pinoana+ sy ny olona maloto+ sady maharikoriko sy ny mpamono olona+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpilalao ody* sy ny mpanompo sampy+ sy ny mpandainga+ rehetra kosa, dia ao amin’ny farihy mirehitra afo+ sy solifara+ no anjarany. Tsy inona izany fa ny fahafatesana faharoa.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara