FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 39:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 dia nisambotra azy tamin’ny akanjony ravehivavy+ sady niteny hoe: “Avia hanao firaisana amiko!”+ Navelany teo an-tanan-dravehivavy anefa ny akanjony, dia nandositra nivoaka tany ivelany izy.+

  • Ohabolana 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 mba hiarovany anao amin’ny vehivavy vahiny+ sy amin’ny vehivavy hafa firenena, izay manao teny malefaka.+

  • Ohabolana 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Toy ny lavaka lalina ny tenin’ny vehivavy vahiny,+ ka izay melohin’i Jehovah no ho latsaka ao.+

  • Ohabolana 23:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa toy ny lavaka lalina ny mpivaro-tena,+ ary toy ny lavadrano tery ny vehivavy hafa firenena.

  • 1 Korintianina 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy fantatrareo angaha fa tsy handova ny fanjakan’Andriamanitra ny olona tsy marina?+ Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Fa na mpijangajanga,+ na mpanompo sampy,+ na mpanitsakitsa-bady,+ na lehilahy manaiky hanaovan-dehilahy firaisana,+ na lehilahy miray amin’ny lehilahy,+

  • 1 Korintianina 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Andosiro ny fijangajangana.+ Izay fahotana hafa rehetra ataon’ny olona dia eny ivelan’ny vatany, fa ny mpijangajanga kosa manota amin’ny vatany ihany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara