FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Nilaza ny Andriamanitry ny Israely,

      Eny, niteny tamiko ilay Vatolampin’ny Israely hoe:+

      ‘Raha olo-marina no mitondra ny olombelona,+

      Ka amin’ny fahatahorana an’Andriamanitra no itondrany,+

  • 1 Mpanjaka 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Davida rainy i Solomona.+ Dia nihamafy orina tsikelikely ny fanjakany.+

  • 1 Mpanjaka 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ny Lala-mitafon’ny Seza Fiandrianana,+ izay toerana hitsaran’i Solomona, dia nataony lala-mitafo fitsarana.+ Norakofana hazo sedera ilay izy, nanomboka teo amin’ny gorodona ka hatreny amin’ireo hazo mitondra ny tafo.+

  • Matio 19:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa amin’ny fotoanan’ny fanavaozana, dia hipetraka eo ambony seza fiandrianany be voninahitra ny Zanak’olona. Amin’izay fotoana izay dia hipetraka eo ambony seza fiandrianana roa ambin’ny folo koa ianareo izay efa nanaraka ahy, ka hitsara ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara